Ny Michigan Academy dia mampianatra an’ireo lohahevitra manan-danja ny amin’ny fiainana
Nataonay izany amin’ny fomba tena mahomby,amin’ny alalan’ireo seha-mpampianarana mivelatra eo amin’ny maha ianao anao , eo amin’ny asa ,mba ahafahanao ihaina ankalalahana ny traikefa anananao
Miaraka amin'ny MICHIGAN ACADEMY, ny fianarana dia ho tena fitsangatsanganana ary iray amin'ireo traikefa mahasoa indrindra amin'ny maha-olombelona anao amin'ny fiainanao
Hafinaritra anao ny fampianarana satria ao ianao no afaka hampivelatra ny traikefa anananao,hanamboatra ny vatana nofisinao .
Hiaina ampifaliana ianao ,satria dia ampianarina anao ny hanala ny adin-tsaina ,hiaina amin’ny fitiavana fa tsy ho ampijaliana, ho sambatra.
Fifandraisana maro no ho hitanao amin’ny alalan’ireo vondrona maro
Hampivoaro io fanomezana manokana io , mba ho trandrahananao na asehoy amin’izao tontolo izao ny fahafahanao